Hino de Madagascar

Ry Tanindrazanay malala ô!
Ry Madagasikara soa
Ny Fitiavanay anao tsy miala
Fa ho anao, ho anao doria tokoa

Tahionao ry Zanahary
Ity Nosin-dRazanay ity
Hiadana sy ho finaritra
He! Sambatra tokoa izahay

Ry Tanindrazanay malala ô!
Irinay mba hanompoana anao
Ny tena sy fo fanahy anananay
'Zay sarobidy sy mendrika tokoa

Tahionao ry Zanahary
Ity Nosin-dRazanay ity
Hiadana sy ho finaritra
He! Sambatra tokoa izahay

Ry Tanindrazanay malala ô!
Irinay mba hitahiana anao
Ka Ilay Nahary 'zao tontolo izao
No fototra ijoroan'ny satanao

Tahionao ry Zanahary
Ity Nosin-dRazanay ity
Hiadana sy ho finaritra
He! Sambatra tokoa izahay

Tahionao ry Zanahary
Ity Nosin-dRazanay ity
Hiadana sy ho finaritra
He! Sambatra tokoa izahay

Hino de Madagascar (Tradução)

RY Tanindrazanay mlala
RY Madagasikara Soa
Patsy tem fitiavanay Ny controlador,
Fa ho tem patrulhado tokoa

Fiverenana

Tahionao, ry Zanahary
Nosin-dade dade dRazanay
Hiadana sy ho finaritra
Ele! Sambatra tokoa izahay.


RY Tanindrazanay mlala
Irinay nompoana solicitou uma

Ny novamente sy PARA fanahy é nanay,
"Zay sarobidy mendrika tokoa sy.

RY Tanindrazanay mlala
Irinay hitahiana solicitou,
Ka ilay Nahary izao tontolo izao
Não fototra ijoroan'ny satanao.

Composição: